CALIBURN

in

CALIBRUN dia Framework iray, mitovitovy asa amin'ny .Net RIA Services izay hampiasaina amin'ny Silverlight, manamora ny fifandraisan'ny DataLayer sy UI.

Mety hampiasaina amin'ny WPF izy inty, ary indrindra mora hikirakiraina ny MVVM na MVP sy ny maro hafa koa.

CALIBURN

Ndao aloha andramana de hita

Ndao aloha andramana de hita eo ny tohiny e!

Marina zany, ty koa misy

Marina zany, ty koa misy mitovitovy amin'io CAG