Entity Framework 4
Posted October 13th, 2009 by RTN
in
Entity Framework moa dia ORM an'i Microsoft, raha ny tokony ho izy dia miaraka mivoaka amin'ny .Net 4.0 na dia tsy mbola tafiditra ao anatiny azany.
Raha teo aloha teo dia naleo naka NHibernate fa tsy EF v1, fa raha izao fivoatran'ny EF4 izao dia azo lazaina fa tsy mila mieritreritra intsony,fa maka EF avy hatrany.
ireto avy ny zavatra vaovao hita anatin'izany EF4 izany: POCO (ohatra POJO java) , lazy load, pluralization, better foreign keys, disconnected api, T4, code only mappings,.
Recent comments