Security Essentials
Posted September 30th, 2009 by RTN
in
Efa azo alaina sy hapetraka amin'ny solosaina amin'izay ny AntiVirus Gratuit Microsoft.
Efa azo alaina sy hapetraka amin'ny solosaina amin'izay ny AntiVirus Gratuit Microsoft.
na firy na firy ny isan'ny
na firy na firy ny isan'ny PC ao anaty Réseau 1 ve?
sa misy fetrany.
za mantsy efa nampiasa AVG tamina PC 8 dia nisy erreur le iz ao anatina Réseau 1
sa ve nisy tsy nety tao amiko tao sa ahoana!
raha ny eritreritro aloha
raha ny eritreritro aloha mety amin'ny reseaux.
araka ny filazan'i arimanana hoe efficace ve na tsia, eo indrindra isika zao.
Miandry ny traikefan'izay mampiasa azy.
Izaho indray manahy ny
Izaho indray manahy ny amin'ny fahafahan'io Antivirus io hiady.
Efa nisy ihany fahiny ilay hoe MsAV fa toa tsy henoheno intsony taty aoriana, dia teo koa OneCare.
Raha vao M$ tsy maintsy ataondry zalahy mpamorona virus ireo mahamay mihitsy.
Hitabataba indray izao ireo mpamorona sy mpivarotra Antivirus ngezalahy toa an'i Symantec, Panda, PC-cillin, McAffee ... fa ho very fihinanana, ts'isy hankafy?
Ho hitantsika eo!
=========
e-space
Farafangana
Nataon'ny CONFICKER nijaly
Nataon'ny CONFICKER nijaly loatra ngamba MICROSOFT dia namorona anti-virus vaovao.
Microsoft Security
Microsoft Security Essentials est disponible en téléchargement gratuit*
....
*Votre PC doit fonctionner sous une version authentique de Windows pour l'installation de Microsoft Security Essentials.
'Zaho aloha izao mampiasa
'Zaho aloha izao mampiasa Securty Essential e!
Zavatra ilaina no hic kely.....
1- Tsy maintsy "Genuine" ny OS.
2- Mila connexion Internet ny PC misy azy (Mbola tsy nahita pack-na update offline aho aloha hatreto)
3- Mahafa-po ahy ihany izy aloh hatram'zao (zah mants ampjalian foza orana sy ny tariny ...)