Mandray, Mizara, Mifanampy - Fahalalana, Traikefa, Fikafika, Vaovao
Afaka manoratra ao amin'ny forum sy wiki ianao, raha mila mihoatra izay dia ilazao fotsiny ;-)
-->> Eto ny fisoratana anarana <<--
Microsoft TechDays's 12
Posted January 27th, 2012 by RTNAraka mahazatra isan-taona moa zany dia hanao TIKANDRO (TechDays) indray microsoft ny 7,8 ary 9 Febroary hoavy zao.
Inty ny rohy raha hisoratra anarana amin'izay ianao.
Resaka Cloud, Windows 8, HTML5 moa izany no tena voaresaka betsaka indrindra ao.
[
owncloud
Posted January 1st, 2012 by arimanana01Ahoana indray ny fandehan'ity owncloud ity e?
rohy :
http://www.presence-pc.com/actualite/owncloud-46119/
http://www.owncloud.com/
Pattern MVVM (WPF,Silverlight,WP7)
Posted November 14th, 2011 by RTNAvy nanatrika fihofanana tamin'ny Expert Microsoft Patrick Danino moa izaho androany koa dia zaraiko aminareo.
Nandalina indrindra ny Pattern MVVM izay halavaina amin'ny hoe Model-View-ViewModel, hoan ireo izay efa mahafantatra ny MVC dia azo lazaina hoe sokajy iray anatin'izay izy inty fa natokana indrindra hoan'ny WPF, Silverlight ary WP7.
Inty aza misy Hands-On-Lab mitovitovy tamin'ny fianarana nataonay androany. Feature Extension anatin'ny Visual Studio 2010 izy io.
Novonoin'ny HTML5 ny Flash
Posted November 12th, 2011 by RTNNolazain'ny mpiandrakitra an'i Flash fa novonoin'ny HTML5 ny Flash Mobile ary avy eo Flash mihintsy.
Silverlight koa dia mety hanaraka azy satria mety tsy hisy intsony ny silverlight 5, satria hovoasolon'ny WPF anaty windows 8 avy hatrany.
Inty misy rohy raha handalina izany ianao....
Solosaina toa atidoha
Posted August 18th, 2011 by RTNEo ampanandramana an'ilay solosaina mandika ny atidohan'olombelona ny IBM amin'izao fotoana izao. Mety ho tonga ihany ve ireny hita tamin'ny oronan-tsary taloha hoe lasa ny solosaina indray no lasa mibaiko ny olombelona?
sangisangy zaritena
Posted July 6th, 2011 by RTNInty misy sangisangy zaritena hoan'ny fomba fitondrana laminasa informatika.
Visual Studio Lightswitch
Posted June 29th, 2011 by RTNMety misy miteny angambany nareo hoe tena be loatra ilay kirakira anaty ny .Net, tsy misy ohatra ilay fanamboarana laminasa tsotra ohatra ny taloha (ohatra tamin'ny access)
Visual Studio Lightswitch dia fitaovana natao hanamboarana laminasa faran izany tsotra indrindra.
Raha mahay access ianao dia tokony ahay Lightswitch.
Tsy ho lava resaka aho fa dia mazotoa mijery eto Visual Studio Lightswitch
Eto ihany koa raha andalina kokoa MSDN VS LS
Recent comments